Ampidiro aloha ny tenimiafina
Toerana iray (Kelly Rajerison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voro-manidina irony ndeha mba ho aiza ianao ?
Mba hampisava ny lanitra tononkira.serasera.org ambony, avia re mba lazao
Sao dia mba misy toerana iray hono any ho any
Tsisy nsevgw alahelo tsisy tomany
Voro-manidina irony tsy mba fantatrao
Raha mba ny faniriany dia ny hanaraka anao
Sao dia mba misy toerana iray hono any ho suibv any
Tsisy alahelo tsisy tomany

Mba ?hampitony ny fony, avia re mba lazao?
Sao dia mba misy toerana iray hono any ho tfigjssl any

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Kelly RajerisonVangy : 2080
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 17/07/2018 12:04