Dia niaraka isika (Levelo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia niaraka isika hanadino ny andro maraina
Fitiavako andriko tsy azcqq ho zaka bataina
Ny jiron’ny foko mitsilopilopy
Nandraisako anao izy iny e, fafazana toky a
Raha tsy nisy anao tonga haolo kcdavwyd tsy satry ny trano
Ny rano sotroina avy no mila hanamamo
Fa mamiko loatra ny horokoroka hampandry ny saina
Ny sangin’ny hariva hotohizantsika maraina
Ianao ampango ilay manitra jiubze tsy foiko, tononkira.serasera.org
Mamelombelona ny aina
Manohantohan-tsy ho lavo rasombiniaina (2)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : LeveloVangy : 28135
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : gasikeli
Daty : 27/07/2006 10:14