TSY LAITRA (Thiera BRUNO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho irery sisa no mijery ity toerana mangadihady
Mahatsiaro fa tena very ny herin-tsaina mba hiady
Handresy tononkira.serasera.org ny fisarahana
Izay nateraky ny elanelen-tany
Raha mahita ity ialana, toa pnsmzvh kivy ambony ihany
Mbola henoko ilay bitsika manafatra ny aza manadino
Ny masoko toa ditsoka henikiny alahelo
Dia sompatra loatra ny mfvl vintana izay nampisaraka antsika
Tamin’ity toerana ity xtjgd nialan’ny fiaran-dalam-by.
hum ...

--------
Rohy:
Hevitra
celia
(
14/10/2015 16:58)
Tiako be ity hira ity e, misaotra an Thiera Bruno. Nanonofy nihira ity hira ity aho alina dia izao mikaroka ny toniny izao sady mihaino.
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Thiera BRUNOVangy : 11833
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : Liva Andribesoa
Daty : 27/03/2004 11:47