meteza hiara-dia (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ry Tompo tia anay ô ! Ry Tompo tia anay ô !
Indreto izahay fa nantsoinao mba hiasa
Ka mba omeo hery fa tsy hahefa irery
Ry Tompo tsitoha ô ! Meteza hiara-dia

2-Inty aho Tompo tia ô! Manaiky ho irakao
Ka vonona tokoa e ! Hisedr’izay waiegig miseho
Na ho mafy na ho mora ny asa faompoana
Ry Tompo tia ô ! Tsy hihemotra izahay

Ref :
Ny asa izay atao , ny asa fanompoana atao ety
Dia mafy sy sarotra tokoa ry Ray
Ka mila ny ukodiy fitantananao ‘zahay
Mba tsy ho solafaka  ny wztyc dia . Tompo tia ô!
          
A tononkira.serasera.org . Hery Razanakoto  (01 Juil 2011 )

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSY
Vangy : 482
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 03/03/2025 09:18
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0127