meteza hiara-dia (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ry Tompo tia anay ô ! Ry Tompo rejw tia anay ô lhgcej !
Indreto izahay fa nantsoinao mba hiasa
Ka mba omeo hery fa tsy hahefa irery
Ry Tompo tsitoha ô ! Meteza hiara-dia
2-Inty aho Tompo tia ô! Manaiky ho irakao
Ka vonona tokoa jeydyo e ! Hisedr’izay miseho
Na ho mafy na ho mora ny asa faompoana
Ry Tompo tia ô ! Tsy hihemotra izahay
Ref :
Ny asa izay atao , ny asa fanompoana atao ety
Dia mafy sy sarotra tokoa ry Ray
Ka mila ny fitantananao ‘zahay
Mba tsy ho solafaka ny dia . Tompo tia ô!
A . Hery Razanakoto (01 Juil 2011 tononkira.serasera.org )

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : sami FJKM ITAOSYVisites : 556
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : feotsotrakoto
Date : 03/03/2025 09:18