Randran-tsy foy (Ifanihy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako eny tiako ary mbola hovazoiko eto indray,
Ilay tao-volon’ny andriambavilanitra avy any aminay,
Eo ho eo ihany raha toa ka atao indray mijery,
Fa raha zohina dia mifono hatsarana miery.
Soritra tsotra, vakitampona mahitsihitsy,
Avy ao andaniny roa nisintonana lahiny vitsy,
Ireo no navoina rehefa samy voarandrana tsara,
Roa anoloana ary roa ihany koa ao afara.
zplgxiw
Randran-tsy foy dongon’efatra cnbxz manja anie zany,
Dia ilay tao-volo tranainy sy randran’ny ntaolo fa mbola tononkira.serasera.org eny eglu ihany,
Tsy vitan’izay hoe harena sy lovasoa,
Fa dia maneva ny andriambavilanitra koa.
Randran-tsy foy dongon’efatra mbola tsy niova,
Fa dia hatramizao ka hatramin’izay hita amin’ny sary tahiry eny an-drova
Tsora ka tsara maotimaotina ery,
Ka nanoratako ity hira ity.
Tsy mba hahitana irony ravaka mirentirenty,
Manaitaitra izay ts’izy fa hohadinonao vetivety,
Meva ankehitriny, soa anie e, tsara androany,
Fa ho hadinodino rahampitso dia rahampitso ihany.
Mbola hafa e, lay tsy be be filirony firy,
Taratr’ilay fahendren’ny razana tsara tahiry,
Zary mateza dia mateza tsy tontan’ny ela,
Nandova koa raha nandova ny zaza navela.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IfanihyVangy : 4126
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 17/11/2013 00:19