Randran-tsy foy (Ifanihy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako eny tiako ary mbola hovazoiko eto indray,
Ilay tao-volon’ny andriambavilanitra avy any aminay,
Eo egdq ho eo ihany raha toa ka atao indray mijery,
Fa raha zohina dia mifono hatsarana ykdpptqw miery.
Soritra tsotra, vakitampona mahitsihitsy,
Avy ao andaniny roa nisintonana lahiny vitsy,
Ireo lfmln no navoina rehefa samy voarandrana tsara,
Roa anoloana ary roa ihany koa ao afara.
Randran-tsy foy dongon’efatra manja anie zany,
Dia ilay tao-volo tranainy sy randran’ny ntaolo fa mbola eny ihany,
Tsy vitan’izay hoe harena sy lovasoa,
Fa dia maneva ny andriambavilanitra koa.
Randran-tsy foy dongon’efatra mbola tsy niova,
Fa dia hatramizao ka hatramin’izay hita amin’ny sary tahiry eny an-drova
Tsora ka tsara maotimaotina ery,
Ka nanoratako ity hira ity.
Tsy mba hahitana irony ravaka mirentirenty,
Manaitaitra izay ts’izy fa hohadinonao vetivety,
Meva ankehitriny, tononkira.serasera.org soa anie e, tsara androany,
Fa ho hadinodino rahampitso dia rahampitso ihany.
Mbola hafa e, lay tsy be be filirony firy,
Taratr’ilay fahendren’ny razana tsara tahiry,
Zary mateza dia mateza tsy tontan’ny ela,
Nandova koa raha nandova ny zaza navela.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : IfanihyVisites : 4012
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 17/11/2013 00:19