MARIAZY SAMBATRA (Jobily Weber)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vetivety loatra
izay niarahanareo hatrizay
nefa manja ilay fitiavana
mangirangirana ilay maso babo ery
ndeha hiaraka lalandava foana
mba ho tody soa sy volamena
amin’izay fotoana izay lehibe tokoa
mariazy ppqtoqv indray no hiarahantsika
e! sambatra tokoa tononkira.serasera.org ianareo
tody tanjona finaritra
koa ny fon’izy ireo inuwfejy
hitambatra ho iray
n’iza n’iza izay hanakana anao
fahasambarana jerena mba haharitra
mahereza tojo zavatra dzpqeq
izay nirina ho doria fo mifankatia
izay niarahanareo hatrizay
nefa manja ilay fitiavana
mangirangirana ilay maso babo ery
ndeha hiaraka lalandava foana
mba ho tody soa sy volamena
amin’izay fotoana izay lehibe tokoa
mariazy ppqtoqv indray no hiarahantsika
e! sambatra tokoa tononkira.serasera.org ianareo
tody tanjona finaritra
koa ny fon’izy ireo inuwfejy
hitambatra ho iray
n’iza n’iza izay hanakana anao
fahasambarana jerena mba haharitra
mahereza tojo zavatra dzpqeq
izay nirina ho doria fo mifankatia
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jobily WeberVangy : 4158
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 04/01/2006 00:23
