Ravoromanidina (Thiera BRUNO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ravoromanidina ireny e
Raha mba manana elatra aho
Dia mikopakopaka toy izany
Ambony mijery ambany
Tsy mamafy anefa tononkira.serasera.org dia mijinja
Mahita ny ho hanina rehefa noana
Rehefa leon’ny eto dia mifindra
Dia toy izany isfxdxk foana isan-taona
Tsy manjaitra anefa tsara akanjo
Mianjaika blmgh mihoatra ireo mpanjaka
Hiomehezanao fotsiny ny lambo
Fa trano feno fotaka ny lapa wrlgtr
Raha mba manana elatra aho
Dia mikopakopaka toy izany
Ambony mijery ambany
Tsy mamafy anefa tononkira.serasera.org dia mijinja
Mahita ny ho hanina rehefa noana
Rehefa leon’ny eto dia mifindra
Dia toy izany isfxdxk foana isan-taona
Tsy manjaitra anefa tsara akanjo
Mianjaika blmgh mihoatra ireo mpanjaka
Hiomehezanao fotsiny ny lambo
Fa trano feno fotaka ny lapa wrlgtr
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Thiera BRUNOHits : 9153
Likes : 0 Like
Created by : Fiffi
Date : 14/08/2007 19:30
