Ilay malala (Vahombey)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ocracdlw Ref:
Ilay malala ’zay mahalala
Fa ny loko tava xqlgbhi mbola ho rava
Ny fitiavako hateza
Ilay malala ’zay mahalala
Fa ny fvxm fitiavako hateza
Aleo hateza.
Dada sy neny nifandamoro nanano ’zaho
’Ndreny raha za jôby, fotsy, malandy, mainty, tononkira.serasera.org ngita, olioly
Gasy, vazaha, sinoa, karana
Tsy haihay miaroaro
Zafiko, zanako, taranako
Taranaky ny razako.
Ref: Ilay malala....
Ilay malala ’zay mahalala
Fa ny loko tava xqlgbhi mbola ho rava
Ny fitiavako hateza
Ilay malala ’zay mahalala
Fa ny fvxm fitiavako hateza
Aleo hateza.
Dada sy neny nifandamoro nanano ’zaho
’Ndreny raha za jôby, fotsy, malandy, mainty, tononkira.serasera.org ngita, olioly
Gasy, vazaha, sinoa, karana
Tsy haihay miaroaro
Zafiko, zanako, taranako
Taranaky ny razako.
Ref: Ilay malala....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VahombeyVangy : 4653
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fiffi
Daty : 13/09/2007 07:02
