Ilay malala (Vahombey)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref:
Ilay malala ’zay mahalala
Fa ny loko tava eqfamrhp mbola ho rava
Ny fitiavako dlracwml hateza
Ilay malala ’zay mahalala
Fa ny fitiavako hateza
Aleo hateza.
Dada sy neny nifandamoro nanano ’zaho
’Ndreny raha za jôby, fotsy, malandy, mainty, ngita, olioly
Gasy, vazaha, sinoa, tononkira.serasera.org karana
Tsy haihay miaroaro
Zafiko, zanako, taranako
Taranaky ny hirhar razako.
Ref: Ilay malala....
Ilay malala ’zay mahalala
Fa ny loko tava eqfamrhp mbola ho rava
Ny fitiavako dlracwml hateza
Ilay malala ’zay mahalala
Fa ny fitiavako hateza
Aleo hateza.
Dada sy neny nifandamoro nanano ’zaho
’Ndreny raha za jôby, fotsy, malandy, mainty, ngita, olioly
Gasy, vazaha, sinoa, tononkira.serasera.org karana
Tsy haihay miaroaro
Zafiko, zanako, taranako
Taranaky ny hirhar razako.
Ref: Ilay malala....
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : VahombeyHits : 4656
Likes : 0 Like
Created by : Fiffi
Date : 13/09/2007 07:02
