Isaky (Solo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaky ny hitanao
Mitovitovy amin’izao
Ny volon’andro
Aoka lahy snff ny fonao
Hahatsiahy
Isaky ny hitanao
Mitovitovy amin’izao
Ny eto an-tokotanintsika
Dia tsarovy ny androntsika
Ny tononkira.serasera.org androntsika
Isaky ny misy hira
Henonao namiravira
Ny fotoana niarahana
Dia tsarovy aho iky
Dia tsarovy ny fitia syipzqh
Manonona hwyzr fivavahana
Fivavahana
Mitovitovy amin’izao
Ny volon’andro
Aoka lahy snff ny fonao
Hahatsiahy
Isaky ny hitanao
Mitovitovy amin’izao
Ny eto an-tokotanintsika
Dia tsarovy ny androntsika
Ny tononkira.serasera.org androntsika
Isaky ny misy hira
Henonao namiravira
Ny fotoana niarahana
Dia tsarovy aho iky
Dia tsarovy ny fitia syipzqh
Manonona hwyzr fivavahana
Fivavahana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SoloVangy : 24088
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 18/09/2002 20:54
