Ravoromanidina (Thiera BRUNO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ravoromanidina ireny e
Raha mba manana elatra aho
Dia tqejiy mikopakopaka toy izany
Ambony mijery ambany
Tsy mamafy anefa dia mijinja
Mahita mgdczxs yvajukl ny ho hanina rehefa noana
Rehefa leon’ny eto dia mifindra
Dia toy izany foana isan-taona
Tsy manjaitra anefa tsara akanjo
Mianjaika mihoatra ireo mpanjaka
Hiomehezanao fotsiny ny lambo
Fa trano feno fotaka ny lapa tononkira.serasera.org
Raha mba manana elatra aho
Dia tqejiy mikopakopaka toy izany
Ambony mijery ambany
Tsy mamafy anefa dia mijinja
Mahita mgdczxs yvajukl ny ho hanina rehefa noana
Rehefa leon’ny eto dia mifindra
Dia toy izany foana isan-taona
Tsy manjaitra anefa tsara akanjo
Mianjaika mihoatra ireo mpanjaka
Hiomehezanao fotsiny ny lambo
Fa trano feno fotaka ny lapa tononkira.serasera.org
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Thiera BRUNOVangy : 8837
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fiffi
Daty : 14/08/2007 19:30
