Ianao no Tompoko (Tianasoa Razafindrabary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao lfjvk tononkira.serasera.org no Tompoko Jeso
hanao zay sitrakao aho
Fa babonao ny amiko rehetra
Babonao tanteraka aho
Ka ny fo fanahy
Aondrika aminao mandrakizay
Fa tiako Ianao
Mamiko hcez Ianao Tompo o
Tsy mba hanan-tahotra aho
Eo aminao
'Lay heriko fiarovako yaehros
Amin'ny fiainako
Fa fiadanana
No omenao ahy Tompo ô !
Ka tsy hangina aho
Hisaotra Anao
hanao zay sitrakao aho
Fa babonao ny amiko rehetra
Babonao tanteraka aho
Ka ny fo fanahy
Aondrika aminao mandrakizay
Fa tiako Ianao
Mamiko hcez Ianao Tompo o
Tsy mba hanan-tahotra aho
Eo aminao
'Lay heriko fiarovako yaehros
Amin'ny fiainako
Fa fiadanana
No omenao ahy Tompo ô !
Ka tsy hangina aho
Hisaotra Anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tianasoa RazafindrabaryVangy : 1265
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 12/01/2022 01:05
