Ianao no Tompoko (Tianasoa Razafindrabary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao no Tompoko Jesohanao zay sitrakao aho
Fa babonao ny amiko rehetra
Babonao tanteraka aho
Ka ny fo fanahy
Aondrika aminao mandrakizay
Fa tiako Ianao
Mamiko Ianao Tompo o
Tsy mba hanan-tahotra aho
Eo aminao
'Lay heriko fiarovako
Amin'ny fiainako
Fa fiadanana
No omenao ahy Tompo ô !
Ka tsy hangina aho
Hisaotra Anao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tianasoa RazafindrabaryHits : 659
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 12/01/2022 01:05