Fotoana (Green)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa tonga ny fotoana
Hifandaozantsika indray
Mbola hifankahita foana
Fa tsy hoe veloma mandrakizay
Tapitra eo tononkira.serasera.org ary ny androany
Ka misaotra anareo
Izay no vita ry ’zareo
Tsy bqluzs hoe veloma mandrakizay
Satrinay wdgejbag xsgkjx ny hiaraka foana
Nefa fohy dia fohy ny fotoana
Satrinay(4)
Ny hiaraka foana
Hifandaozantsika indray
Mbola hifankahita foana
Fa tsy hoe veloma mandrakizay
Tapitra eo tononkira.serasera.org ary ny androany
Ka misaotra anareo
Izay no vita ry ’zareo
Tsy bqluzs hoe veloma mandrakizay
Satrinay wdgejbag xsgkjx ny hiaraka foana
Nefa fohy dia fohy ny fotoana
Satrinay(4)
Ny hiaraka foana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GreenVangy : 6079
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Aina
Daty : 18/11/2001 12:11
