Ankizin'ny ex (Johan blouts)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zany hono lesy ny ankizin'ny ex hono toa ohatrany hoe :
Olona mitovy amin'ny gana?
Somary kôndrakôndrana de tsisy hilaivana azy fa hoe shanananana
Ondrakondrafana mifoka dingadingana , tsy ho tafita amin'ny fiainana e?
Inoako marimarina fa hoe : zareo ilay teny Ankatso oh!(in-2)

Zah tsy dia tsara f'izy kosa rigolo!
Ireny mihitsy le taranaka Casimodo!
Fikambanan-dry ry Top bro!
Tevatevaiko mihitsy zah koa efa chaud
Zah ndray hono no lazainy tsy mazaka!
Nefa ny feany otrany akoho lahy fataka
Manala baraka, miseho tompon-daka
Nefa zah no nandaka (in-2)

Mety tsaratsara izy raha mode barbie!
Fa mbola hita ihany oe otrany kaki!
Nefa aleo tsy hanatsafa , fa sangy jiaby zany!
Mba marina anie zany f'aza atao mampitomany
Arosoko ny hevitra raha sendra tsy anjara
Tsofy rano izy f'aza arahina kafara
Ho tsara fiafara , enao mbola tsy tara
Ny hanoratra tantara (in-2)

Zany hono lesy ny ankizin'ny ex hono toa ohatrany hoe :
Olona mitovy amin'ny gana?
Somary kôndrakôndrana de tsisy hilaivana azy fa hoe shanananana
Ondrakondrafana mifoka dingadingana , tsy ho tafita amin'ny fiainana e?
Inoko marimarina fa hoe : zareo ilay teny Ankatso oh!(in-2)
Zany hono lesy ny ankizin'ny ex hono toa ohatrany hoe :
Olona mitovy amin'ny gana?
Somary kôndrakôndrana de tsisy hilaivana azy fa hoe shanananana !!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Johan blouts
Vangy : 2024
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : tsitokelyko
Daty : 16/08/2023 21:24
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0141