Nofy tsy tanteraka (Tempo Gaigy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Réf(1):Indraindray izaho mitomany e!
Na omaly na androany nanonofy anao foana aho
Tamin’izay eny hatrizay
Nahatsiaro anao indray izaho
Réf(2):Na omaly na androany nahatoky anao foana aho
Hatrizay eny hatrizay nanaiky anao foana aho
Tsy mahafoy anao aho e! Tsy mahafoy anao e!
Efa lasa adala anao qpxmv ny fo
Na dia mba manoroka anao
Dia fafanao amin’ny tanana foana
Fitiavana tsy toy ny taloha
Mbola azoko atao moa ve? azoko atao e!
Ny manonofy anao; ywvihg mahatsiaro anao
Hambaraiko anao avy eo dia hotantaraiko anao
Ireo lasantsika teo aloha
tononkira.serasera.org Na omaly na androany nahatoky anao foana aho
Hatrizay eny hatrizay nanaiky anao foana aho
Na,na,na,na (3)
Efa lasanao ny foko; efa lasanao e!
Lasa tsy naverinao intsony
’Zaho rehefa manoroka anao
Voarorarora foana
Jerenao ambany aho dia ambony
Tsy mahafoy anao nefa aho, toa tsy mahafoy anao
enqa N’aiza n’aiza tany alehanao
Hivavaka ho antsika angamba no sisa azoko atao
Na maty aza tsy mba foiko ianao
Indraindray izaho mitomany e!
Na omaly na androany nanonofy anao foana aho
Indraindray ’zaho mitomany e!
Tempo Gaigy!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tempo GaigyVangy : 6417
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Francia
Daty : 27/04/2003 13:28