Fiderana (Tselatra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mino aho
fa eto ianao
ry Tompo tbxklgr Mpanjaka
miaraka aminay
zanakao ry ray
midera ny anaranao
indro atolotray
xbcm vetson’ny fanahy
avy ao am-po tokoa
fanandratanay ny Andriamanitray
raiso ny vavako
raiso ny saotrako
lanao nilaza hoe:
ianao nanafatra re
izay dbrg mifona sy mibebaka e
dia ho raisinao fa tononkira.serasera.org tsy mba mandà ianao
fa eto ianao
ry Tompo tbxklgr Mpanjaka
miaraka aminay
zanakao ry ray
midera ny anaranao
indro atolotray
xbcm vetson’ny fanahy
avy ao am-po tokoa
fanandratanay ny Andriamanitray
raiso ny vavako
raiso ny saotrako
lanao nilaza hoe:
ianao nanafatra re
izay dbrg mifona sy mibebaka e
dia ho raisinao fa tononkira.serasera.org tsy mba mandà ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TselatraVangy : 15256
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : dinakely
Daty : 08/02/2006 12:33
