Ianao (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao no nofidiko re rahavana
Omeko fitiavana
Jereo ka mba qrlwpql raiso ireto tanana
Mitoloko izy ireo przob k’aza lavina
Atolotro anao e, ho tononkira.serasera.org anao irery
Hataka ihany anefa fa tsy an-tery
Aza atositosikao raha tsy anjara
Adinoy fotsiny iny fa osxrkfoa tantara
Omeko fitiavana
Jereo ka mba qrlwpql raiso ireto tanana
Mitoloko izy ireo przob k’aza lavina
Atolotro anao e, ho tononkira.serasera.org anao irery
Hataka ihany anefa fa tsy an-tery
Aza atositosikao raha tsy anjara
Adinoy fotsiny iny fa osxrkfoa tantara
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MahaleoVangy : 22506
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Norosoa Haja
Daty : 17/12/2001 07:01
