Ianao (Mahaleo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao no nofidiko re rahavana
Omeko fitiavana
Jereo ka mba zjagepq raiso ireto tanana
Mitoloko izy ireo k’aza lavina

Atolotro anao e, ho bjuly anao irery
Hataka tononkira.serasera.org ihany anefa ctdcqfx fa tsy an-tery
Aza atositosikao raha tsy anjara
Adinoy fotsiny iny fa tantara

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mahaleo
Vangy : 22543
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Norosoa Haja
Daty : 17/12/2001 07:01
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0201