Ianao (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao no tononkira.serasera.org nofidiko re rahavana
Omeko fitiavana
Jereo ka mba hzluocq jaoiil raiso ireto tanana
Mitoloko izy ireo k’aza lavina
Atolotro anao e, ho anao irery
Hataka ihany anefa fa tsy an-tery
Aza ltybj atositosikao raha tsy anjara
Adinoy fotsiny iny fa tantara
Omeko fitiavana
Jereo ka mba hzluocq jaoiil raiso ireto tanana
Mitoloko izy ireo k’aza lavina
Atolotro anao e, ho anao irery
Hataka ihany anefa fa tsy an-tery
Aza ltybj atositosikao raha tsy anjara
Adinoy fotsiny iny fa tantara
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MahaleoVangy : 22544
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Norosoa Haja
Daty : 17/12/2001 07:01
