Ampy izay (Mage 4)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampy izay, hifarana hatreo
Ilay fitiavantsika roa
Eny hifanadao tsy hihaona intsony
’Zany izaho sy ianao
Eny sitrakao ny nandao
Tsy tazomina ela, mandehana
Fa izaho hoa tsy vocod sahazanao
Avelao aho ho tononkira.serasera.org toy izao
famerenana:
Fa ianao hatramin’izao
No nisafidy izay tokony hhsp hatao
Ankehitriny ampy izay
Avelao aho!!
Fa raha handeha ianao
Dia soavadia aza miherika intsony
Fa izaho tsy nyft afaka mitana izay tsy tamana
Ilay fitiavantsika roa
Eny hifanadao tsy hihaona intsony
’Zany izaho sy ianao
Eny sitrakao ny nandao
Tsy tazomina ela, mandehana
Fa izaho hoa tsy vocod sahazanao
Avelao aho ho tononkira.serasera.org toy izao
famerenana:
Fa ianao hatramin’izao
No nisafidy izay tokony hhsp hatao
Ankehitriny ampy izay
Avelao aho!!
Fa raha handeha ianao
Dia soavadia aza miherika intsony
Fa izaho tsy nyft afaka mitana izay tsy tamana
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : Mage 4Vangy : 29173
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 30/10/2001 20:10
