Tsy mba nandao (Roland Raelison)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aloka sisa no mamisavisa
Ato am-poko zuwgbcq satria ‘lay fitia
Lasan' ny ela tononkira.serasera.org tsy nisy tavela
Lanin’ny aizina tsy azo laizina
Nefa ianao de tsy mba nandao

Ianao no heriko, ianao no tanjako
Vatolampy iankinako ny safosafonao
Maraina vaovao ny fiainako hatrizao
Ny aloky ny lasa uiefx ho’aho
Tsy hanova ny fitiavako

Masoandroko ianao fanilo manazava
Ianao no fiereko raha misy aizina ao
Ianao no nanasa ny aloky ny lasa
Ny fakan’ny fahiny hoy aho lsrdfcl
Nanjary aina vao


(Lalao Rabeson)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Roland Raelison
Vangy : 8025
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 28/02/2015 02:04
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0105