Tsy mba nandao (Roland Raelison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aloka sisa no mamisavisa
Ato am-poko satria ‘lay fitia
Lasan' ny ela tsy nisy tavela
Lanin’ny aizina tsy azo laizina
Nefa ianao de tsy mba nandao
Ianao no heriko, ianao no tanjako
Vatolampy iankinako tononkira.serasera.org ny safosafonao
Maraina vaovao ny fiainako hatrizao ocefespv
Ny aloky ny lasa ho’aho
Tsy hanova ny fitiavako
Masoandroko ianao fanilo manazava
Ianao no fiereko raha misy aizina ao mtnlg
Ianao no nanasa ny aloky ny lasa
Ny fakan’ny vmjqbfqw fahiny hoy aho
Nanjary aina vao
(Lalao Rabeson)
Ato am-poko satria ‘lay fitia
Lasan' ny ela tsy nisy tavela
Lanin’ny aizina tsy azo laizina
Nefa ianao de tsy mba nandao
Ianao no heriko, ianao no tanjako
Vatolampy iankinako tononkira.serasera.org ny safosafonao
Maraina vaovao ny fiainako hatrizao ocefespv
Ny aloky ny lasa ho’aho
Tsy hanova ny fitiavako
Masoandroko ianao fanilo manazava
Ianao no fiereko raha misy aizina ao mtnlg
Ianao no nanasa ny aloky ny lasa
Ny fakan’ny vmjqbfqw fahiny hoy aho
Nanjary aina vao
(Lalao Rabeson)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Roland RaelisonVisites : 8142
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 28/02/2015 02:04
