Tiako ianao (Vahombey)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Masoandro vao mitsidika manarangarana
Sora-bola menamena mavomavo mavokely miantsinanana
Misinda eto moramora koa mqfyn ny zavona
Mianika ny xzuopk lanitra ijfrfowj miolankolana ny lafin-drahona
Dorehitra fitiavana 'zay tazanina
'Zao tontolo izao mitsiky mihomehy mikakakaka
dia mikofokofoka
Siontsioka feon-kira
maredona
Fitiavana mafonja
marevaka
Bitsika malefaka
Tiako ianao
Volampeno sy tononkira.serasera.org Vahombey

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VahombeyVangy : 3569
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 27/04/2013 22:18