Tiako ianao (Vahombey)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Masoandro vao mitsidika manarangarana
Sora-bola menamena tononkira.serasera.org mavomavo mavokely miantsinanana
Misinda eto moramora koa ny kysafts zavona
Mianika ny lanitra miolankolana lpkag ny lafin-drahona

Dorehitra fitiavana 'zay tazanina
'Zao tontolo izao mitsiky mihomehy mikakakaka
dia mikofokofoka

Siontsioka feon-kira
maredona
Fitiavana mafonja
marevaka
Bitsika malefaka
Tiako ntfmzmt ianao


Volampeno sy Vahombey

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Vahombey
Hits : 3446
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 27/04/2013 22:18
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.023