MPAMAKY RANOMASINA (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MPAMAKY RANOMASINA
1 - Toa misy olona kay 'lay tany nampanantenainy e,
Dia mitolona indray ny mjdixe amin'izany e,
Mila tsy hahatoky izay nolazainy e,
Rapeto mianakavy ao miandry vavahady e,
Lehilahy mahery isan'andro izao tonga miantsy ady e,
Ny zava-misy mikiaka hoe...
Andeha ho aiza ise?
Tsy hainy hoe ny fanahiko anie efa nandre,
Ny maso mijery milaza fa tapi-dalan-kaleha
Tsy fantany fa ny Andriamanitro anie ngeza be :
REF - Hanao lalana xoqmgktb indray tononkira.serasera.org Izy e,
Hanao lalana indray Izy e,
Ny tanany no hampiampita,
ny zanany tsy maintsy ho tafita.
Hanao lalana masina e,
'Lay Mpamaky ranomasina e.
2 - Manenjika ao aorinako ao Farao sy ny forongony e,
Manao 'zay azony atao mampihorohoro hoaho ny godon'ny tongony e,
Vavabe isan'andro sy zana-tsipika e,
Iza hono no Andriamanitra hahavonjy antsika e,
Ny zava-misy mikiaka hoe...
Andeha ho aiza ise?
Tsy hainy hoe ny fanahiko anie efa nandre,
Ny maso mijery milaza fa tapi-dalan-kaleha
Tsy fantany fa ny Andriamanitro anie ngeza be :
Ho any amin'ny tany hay e,
Hiboiboika moharano ô,
Tsy hisy adala ho very e,
Ny varavaran'ny tranonay e,
Tsy ho tafiditra angano ô,
Ny ran'ny Zanak'ondry mahery e :
REF - Hanao lalana indray Izy e,
Hanao lalana indray Izy e,
Ny tanany no hampiampita,
ny zanany tsy maintsy ho tafita.
Hanao lalana masina e,
'Lay Mpamaky ranomasina lomnfyeq e!

--------
Rohy:
Hevitra
Tovomahefa_RANDRIAMBOAVONJY
(
10/03/2020 15:43)
Tsara loatra ity hira ity
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rija RasolondraibeVangy : 8688
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tovomahefa_RANDRIAMBOAVONJY
Daty : 13/03/2020 18:59