Ravoromanidina (Thiera BRUNO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
nmjd Ravoromanidina ireny e
Raha mba manana elatra aho
Dia mikopakopaka toy izany
Ambony mijery ambany
Tsy mamafy anefa dia mijinja
Mahita tononkira.serasera.org ny ho hanina rehefa noana
Rehefa leon’ny eto dia mifindra
Dia toy izany foana isan-taona
Tsy manjaitra anefa tsara akanjo
Mianjaika mihoatra ireo mpanjaka
Hiomehezanao fotsiny ny pajos lambo
Fa trano feno fotaka ny lapa qqfxff
Raha mba manana elatra aho
Dia mikopakopaka toy izany
Ambony mijery ambany
Tsy mamafy anefa dia mijinja
Mahita tononkira.serasera.org ny ho hanina rehefa noana
Rehefa leon’ny eto dia mifindra
Dia toy izany foana isan-taona
Tsy manjaitra anefa tsara akanjo
Mianjaika mihoatra ireo mpanjaka
Hiomehezanao fotsiny ny pajos lambo
Fa trano feno fotaka ny lapa qqfxff
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Thiera BRUNOVangy : 8995
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fiffi
Daty : 14/08/2007 19:30
