Anjavidy (Vola sy Noro)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anjavidy miredareda
Ilay foko ela niandrasana
Tonga ianao mody tsy miraika
Kanjo vainafo toa ahy koa dorehitra

Tsy namidy toa etam-barotra
Ilay fitia tao ampo kotrehinao oh oh oh
Tonga ianao zay vao hary elatra
Hiaraka hisidina hiray angotingoty aminao

Tena fupnkf manga ve ny lanitra
Sa ny ehsdmi masoko izay mahita anao
No mandoko mafinaritra
Ny tononkira.serasera.org tazaniko rehetra tarafinao

Toa ny lavaka mahafanina
No nisainako ny ho aviko
Noho ianao ireny fa tsy fantatrao
Soa ihany criq tonga ianao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Vola sy Noro
Vangy : 14459
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 27/08/2003 15:47
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0106