Hanaraka anao (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hanaraka anao toy ny aloka
Ka tsy hifandao raha tsy andro tena maloka
Ka raha mbola misy taram-pahazavana
Tsy hiala teo mihitsy aho raha toa mbola tamana (x2)
Tsy andriko intsony ny andro maraina
Ahazoako mifoha hamonjy anao ry aina
Ka tsy hiala teo indray raha tsy ny andro no hariva
Rehefa injay ny nlnfyluq masoandro iva dia iva (x2)
Izaho anie ka zaza tsy mahasara-dreny
Hanaraka anao eny rehetra eny
Ianao irery no afaka hampitony ny tomany
Ka raha toa aho solafaka ianao hanarina ahy hatrany (x2)
Ny brfnntj vavan’ny aotjwzjh sasany tsy ahoako intsony
Fa ny tononkira.serasera.org fitiavantsika no asandratro ambony
Ka ny vavaka atao dia mba haharitra hatrany
Haharitra tokoa anie izany fiarahantsik’izany (x2)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MahaleoVangy : 34980
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 25/10/2001 16:10