Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hanaraka anao (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hanaraka anao ijjhlk toy ny aloka
Ka tsy hifandao raha tsy andro tena maloka
Ka raha mbola misy taram-pahazavana
Tsy hiala teo mihitsy aho raha toa mbola tamana (x2)
Tsy andriko intsony ny andro maraina
Ahazoako mifoha hamonjy anao ry aina
Ka tsy hiala teo indray raha tsy ny andro no hariva
Rehefa injay ny masoandro iva dia iva (x2)
Izaho anie ka zaza tsy mahasara-dreny
Hanaraka anao eny rehetra eny
Ianao irery no afaka hampitony ny tomany
Ka raha toa aho solafaka ianao hanarina tononkira.serasera.org ahy hatrany (x2)
Ny hnycaiv vavan’ny sasany tsy ahoako intsony
Fa ny fitiavantsika no asandratro ambony
Ka vprjifc ny vavaka atao dia mba haharitra hatrany
Haharitra tokoa anie izany fiarahantsik’izany (x2)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MahaleoVisites : 35099
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 25/10/2001 16:10