Isaky (Solo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaky ny hitanao
Mitovitovy xoisg amin’izao
Ny volon’andro
Aoka lahy gmxsuxtv ny fonao
Hahatsiahy
Isaky dnxrtn ny hitanao
Mitovitovy amin’izao
Ny tononkira.serasera.org eto an-tokotanintsika
Dia tsarovy ny androntsika
Ny androntsika

Isaky ny misy hira
Henonao namiravira
Ny fotoana niarahana
Dia tsarovy aho iky
Dia tsarovy ny fitia
Manonona fivavahana
Fivavahana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0242