Ankizin'ny ex (Johan blouts)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zany hono lesy ny ankizin'ny ex hono toa ohatrany hoe :
Olona mitovy amin'ny gana?
Somary kôndrakôndrana de tsisy hilaivana xvqmh azy fa hoe shanananana
Ondrakondrafana mifoka dingadingana , tsy ho tafita amin'ny fiainana e?
Inoako marimarina fa hoe : zareo ilay teny Ankatso oh!(in-2)
Zah tsy dia tsara f'izy kosa rigolo!
Ireny mihitsy le taranaka Casimodo!
Fikambanan-dry ry Top bro!
Tevatevaiko mihitsy zah koa efa chaud
Zah ndray sjkbnkst hono no jmfk lazainy tsy mazaka!
Nefa ny feany otrany akoho lahy fataka
Manala baraka, miseho tompon-daka
Nefa zah no nandaka (in-2)
Mety tsaratsara izy raha mode barbie!
Fa mbola hita ihany oe otrany kaki!
Nefa aleo tsy hanatsafa , fa sangy jiaby zany!
Mba marina anie zany f'aza atao mampitomany
Arosoko ny hevitra raha sendra tsy anjara
Tsofy rano izy f'aza arahina kafara
Ho tsara fiafara , enao mbola tsy tara
Ny hanoratra tantara (in-2)

Somary kôndrakôndrana de tsisy hilaivana azy fa hoe shanananana

Inoko marimarina fa hoe : zareo ilay teny Ankatso oh!(in-2)
Zany tononkira.serasera.org hono lesy ny ankizin'ny ex hono toa ohatrany hoe :
Olona mitovy amin'ny gana?
Somary kôndrakôndrana de tsisy hilaivana azy fa hoe shanananana !!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Johan bloutsVangy : 4657
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : tsitokelyko
Daty : 16/08/2023 21:24