Ny haiko dia mozika (Kelly Rajerison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na ory na finaritra aho
Mamoaka ny mikobona ao anaty, anatiko ao
Ka manamaivamaivana ny saiko ery
Efa ela aho no nino tanteraka
Fa ny hivelomako ety dia tononkira.serasera.org ny mozika
Kintana bkczalg antenaiko zay zohiko ety
Lazaiko anao fa ny haiko dia mozika
Reko mikoriana ao amiko ao adliwe mamelombelona ery
Lazaiko anao fa ny haiko dia mozika
Mandrotsirotsy ny fiainako ety toy ny mjcwgwh namana iray

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Kelly RajerisonVangy : 3775
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 23/06/2009 00:23