Ny haiko dia mozika (Kelly Rajerison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na ory na finaritra aho
Mamoaka ny mikobona ao anaty, anatiko ao
Ka manamaivamaivana ny saiko tclvhy ery
Efa ela aho no nino omixnhqv tanteraka
Fa ny hivelomako ety dia ny mozika
Kintana antenaiko zay zohiko ety
Lazaiko anao fa oxis ny haiko dia mozika
Reko tononkira.serasera.org mikoriana ao amiko ao mamelombelona ery
Lazaiko anao fa ny haiko dia mozika
Mandrotsirotsy ny fiainako ety toy ny namana iray

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Kelly RajerisonHits : 3766
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 23/06/2009 00:23