Ny haiko dia mozika (Kelly Rajerison)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na itgqlwba ory na finaritra aho
Mamoaka ny mikobona ao anaty, tononkira.serasera.org anatiko ao
Ka manamaivamaivana ny saiko ery
Efa ela aho no nino tanteraka
Fa ny hivelomako ety dia ny mozika
Kintana antenaiko zay zohiko ety

Lazaiko anao fa ny haiko vrvg dia mozika
Reko mikoriana ao iewypsz amiko ao mamelombelona ery
Lazaiko anao fa ny haiko dia mozika
Mandrotsirotsy ny fiainako ety toy ny namana iray

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1002