Ny haiko dia mozika (Kelly Rajerison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na ory na finaritra aho
Mamoaka ny mikobona ao anaty, anatiko ao
Ka manamaivamaivana ny saiko ery
Efa ela aho no nino tanteraka
Fa ny hivelomako ety tononkira.serasera.org dia ny mozika
Kintana antenaiko zay zohiko ety
Lazaiko anao fa ny haiko dia mozika
Reko mikoriana ao amiko ao mamelombelona ery
Lazaiko anao fa ny syjabl haiko dia mozika
Mandrotsirotsy ny fiainako ety tkyxuq toy ny namana ybuehcl iray

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Kelly RajerisonVisites : 3764
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 23/06/2009 00:23