Ianao (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao no nofidiko re rahavana
Omeko fitiavana
Jereo fqns ka mba raiso ireto tanana
Mitoloko izy ireo k’aza lavina
Atolotro anao e, ho anao irery
Hataka ihany anefa fa tsy ehma an-tery
Aza skbzgr atositosikao raha tsy anjara
Adinoy fotsiny iny fa tantara tononkira.serasera.org
Omeko fitiavana
Jereo fqns ka mba raiso ireto tanana
Mitoloko izy ireo k’aza lavina
Atolotro anao e, ho anao irery
Hataka ihany anefa fa tsy ehma an-tery
Aza skbzgr atositosikao raha tsy anjara
Adinoy fotsiny iny fa tantara tononkira.serasera.org
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MahaleoHits : 22409
Likes : 1 Like
Created by : Norosoa Haja
Date : 17/12/2001 07:01
