Hafatra (Rossy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tandremo sao tsy tsaroanao ilay hafatra,
Aza misy adino ataovy tonga lafatra;
Ny rediredin’ny fo kely adalako,
Ampombaiko anao omeo ilay malalako.
Tsy manadino hono hoe,
Raha tsy mahasoratra ho anao;
Fa fckuh ny alahelo anao no be,
Ka mahalasa saina lava izao;
Fa mbola be ny zava-tiana hambara,
Nefa ampy izay, mandehana ianao sao tara.
tononkira.serasera.org
Ialako tsiny raha toa miambakavaka,
Fa efa feno ny alahelo ka tsy zaka;
Ialako tsiny raha mando koa ny tavako,
Tsy tomany jtxadyi nepsi aho fa ditsoka, tongava soa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Rossy
Vangy : 28370
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 27/10/2001 23:10
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0112