Hafatra (Rossy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tandremo sao tsy tsaroanao ilay hafatra,
Aza misy adino ataovy tonga lafatra;
Ny rediredin’ny fo kely adalako,
Ampombaiko anao omeo kkvpx ilay malalako.
Tsy manadino hono hoe,
Raha tsy mahasoratra ho xtdof anao;
Fa ny alahelo anao no be,
Ka mahalasa saina lava izao;
Fa mbola be ny zava-tiana hambara,
Nefa ampy izay, mandehana ianao sao tara.

Ialako tsiny raha toa miambakavaka,
Fa efa ebzyi tononkira.serasera.org feno ny alahelo ka tsy zaka;
Ialako tsiny raha mando koa ny tavako,
Tsy tomany aho fa ditsoka, tongava soa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Rossy
Visites : 28377
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 27/10/2001 23:10
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0111