Ravin-dohataona (Fanja Andriamanantena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ilrhecj hihintsana irony ravin-dohataona
Fa efa xgsylu maina sy riitra teto
Indro fa miraraka eo an-dasin’ny tadidy
Ireo tsiaro mamy nentiny kizpz

Toa tsy tononkira.serasera.org nisy irony kalokalo
Nahamaitso faka
Ka indrisy ny hany mba mandalo
Dia olona misaona

Ka ny firariana ao am-po
Dia lohataona mamerovero
Hafa indray.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0139