Mahatsiaro (Solomiral)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy andro mampanembona ahy
Malomaloka hafahafa toa mangina
Misy kosa angaha aloka miserana
Hahatsiarovako anao ry tiana
Ny elanelantany akory tsy ho tratra
F’izaho aty mahatsiaro tena ho mahantra
Mahantra lavitry ny fitiavanao
Ilay fitiavanao feno hasambarana
Mahatsiaro anao aho mantsy nefa mba ho aiza moa
Ny tsiahy sisa no miampy sentom-po
Misy olona izay anefa mba nafarako
Mino aho fa niantefa, niantefa am-ponao ny hafatro
Falafa tsy mba tononkira.serasera.org mendri-bahiny
No mbola hihaonantsika indray raha tsisy tsiny
Tao koa kvqotjzy nirakitra ilay sarobidy
Dia lay sxxxjnou fitiavana tsy very tadidy, tathese tsy very tadidy.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SolomiralVangy : 5749
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 16/08/2014 10:28