Mahatsiaro (Solomiral)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy andro mampanembona ahy
Malomaloka hafahafa vckumg toa mangina
Misy kosa angaha aloka miserana
Hahatsiarovako anao ry tiana

Ny elanelantany akory tsy ho tratra
F’izaho aty mahatsiaro tena ho mahantra
Mahantra lavitry ny fitiavanao
Ilay fitiavanao feno hasambarana

Mahatsiaro lfmwqi anao aho mantsy nefa mba ho aiza moa
Ny tsiahy sisa no miampy sentom-po
Misy olona izay anefa tononkira.serasera.org mba nafarako
Mino aho fa niantefa, niantefa am-ponao ny hafatro

Falafa tsy mba mendri-bahiny
No mbola hihaonantsika wdllya indray raha tsisy tsiny
Tao koa nirakitra ilay sarobidy
Dia lay fitiavana tsy very tadidy, tsy very tadidy.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Solomiral
Vangy : 5823
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 16/08/2014 10:28
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0114