lafatra (Tovo J'Hay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injany feon aponga
Manako avy lavitra any
Feon’ankizy milalao
Toa reko manantona ahy
Miantsoantso hoe
Avia hilalao
Hanao tononkira.serasera.org farimbolana miodikodina
Amin ny andro diavolana
Kaky be izay toa hfeo sondriana
Taitra azjhi avy eo nanatona azy ireo
N’iza n’iza ankizy madiha dia mihira
Nanandrana napaka-peo
Diboka hafaliana ny fo
Hadino avokoa ireo izay rehetra tsy nahasoa
Revo nilalao,tehaka no atao
Toa lafatra ery izato ianao
bmyls
Manako avy lavitra any
Feon’ankizy milalao
Toa reko manantona ahy
Miantsoantso hoe
Avia hilalao
Hanao tononkira.serasera.org farimbolana miodikodina
Amin ny andro diavolana
Kaky be izay toa hfeo sondriana
Taitra azjhi avy eo nanatona azy ireo
N’iza n’iza ankizy madiha dia mihira
Nanandrana napaka-peo
Diboka hafaliana ny fo
Hadino avokoa ireo izay rehetra tsy nahasoa
Revo nilalao,tehaka no atao
Toa lafatra ery izato ianao
bmyls
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tovo J'HayVisites : 7210
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : RUFFIN ROHANS
Date : 25/01/2005 15:29
