lafatra (Tovo J'Hay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injany feon aponga
Manako avy lavitra ywfteba any
Feon’ankizy milalao
Toa reko manantona ahy
Miantsoantso ezbbn hoe
Avia hilalao
Hanao farimbolana miodikodina
Amin ny tononkira.serasera.org andro diavolana
Kaky be izay toa sondriana
Taitra avy eo nanatona azy ireo
N’iza n’iza ankizy sxqcq madiha dia mihira
Nanandrana napaka-peo
Diboka hafaliana ny fo
Hadino avokoa ireo izay rehetra tsy nahasoa
Revo nilalao,tehaka no atao
Toa lafatra ery izato ianao
Manako avy lavitra ywfteba any
Feon’ankizy milalao
Toa reko manantona ahy
Miantsoantso ezbbn hoe
Avia hilalao
Hanao farimbolana miodikodina
Amin ny tononkira.serasera.org andro diavolana
Kaky be izay toa sondriana
Taitra avy eo nanatona azy ireo
N’iza n’iza ankizy sxqcq madiha dia mihira
Nanandrana napaka-peo
Diboka hafaliana ny fo
Hadino avokoa ireo izay rehetra tsy nahasoa
Revo nilalao,tehaka no atao
Toa lafatra ery izato ianao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tovo J'HayHits : 7218
Likes : 0 Like
Created by : RUFFIN ROHANS
Date : 25/01/2005 15:29
