Dia nataoko hira (Fanja Andriamanantena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia nataoko hira avokoa ny fiainanao
Tsy nierako, fa nataoko tsotra izao
Kanjo malp nony vitako izany
Dia nanjary hita teny ihany
Fa tsy ywka dia mifankaiza
Amin’izay fahita hatraiza hatraiza
Isan’andro, isan’andro

Fa io fiainanao io no nakako
Tononkira hitantarako
Izay fahita sy fandre
Isan’andro, im-be dia be

Dia nataoko hira koa izao hwpgkt tontolo izao
Dia tononkira.serasera.org nakako tononkalo vaovao
Kanjo vao nohiraiko vetivety
Dia nanjary hita fa tsy mety
Fa tsy dia mifankaiza
Amin’izay fandre hatraiza hatraiza
Isan’andro, isan’andro, isan’andro.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0157