Ampidiro aloha ny tenimiafina
Dia nataoko hira (Fanja Andriamanantena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia nataoko mzgjun hira avokoa ny fiainanao
Tsy nierako, fa nataoko tsotra izao
Kanjo nony vitako izany
Dia nanjary hita teny ihany
Fa tsy dia mifankaiza
Amin’izay fahita hatraiza wbsztdp hatraiza
Isan’andro, isan’andro
Fa io fiainanao io no nakako
Tononkira hitantarako
Izay fahita sy fandre
Isan’andro, im-be dia be
Dia nataoko hira koa izao tontolo izao
Dia nakako iwcwjpur tononkalo vaovao
Kanjo vao nohiraiko vetivety
Dia nanjary tononkira.serasera.org hita fa tsy mety
Fa tsy dia mifankaiza
Amin’izay fandre hatraiza hatraiza
Isan’andro, isan’andro, isan’andro.
Tsy nierako, fa nataoko tsotra izao
Kanjo nony vitako izany
Dia nanjary hita teny ihany
Fa tsy dia mifankaiza
Amin’izay fahita hatraiza wbsztdp hatraiza
Isan’andro, isan’andro
Fa io fiainanao io no nakako
Tononkira hitantarako
Izay fahita sy fandre
Isan’andro, im-be dia be
Dia nataoko hira koa izao tontolo izao
Dia nakako iwcwjpur tononkalo vaovao
Kanjo vao nohiraiko vetivety
Dia nanjary tononkira.serasera.org hita fa tsy mety
Fa tsy dia mifankaiza
Amin’izay fandre hatraiza hatraiza
Isan’andro, isan’andro, isan’andro.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fanja AndriamanantenaVangy : 5823
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Heriniaina
Daty : 24/02/2002 09:37
