Naleoko izy ho any (Tovo J'Hay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao izay mifankahita aminy
Lazao amiko ny momba azy
Lazao izay rehetra tiany
Sy izay mba maminy
Mbola tiany ihany ve ireo vazivazy?
Izy aloha dia mora fantatra avy hatrany
Tena kanto aoka izany
Tia ny harena , ny rendrarendra ,
Ny fiainana , ny vola ,
Lapasoa iainana
Ref mpphzy Tena soa tena meva izy izay
tononkira.serasera.org Tsy ho lefitry ny fo
Aleoko izy ho any
Tena soa tena meva izy izay
Tsy lefitry ny fo
Naleoko izy ho any
Izaho aloha dia tsy naharaka ny sitra-pony
Asa maro tsy maintsy tontosaina
Naleony ary niala tsy nomeny ahy ny fony
Tsy omeko tsiny izy
Azy no misaina
Ianao izay mifankahita aminy
Dia efa amboary dieny izao ny fo
Hiatrika ireo rehetra mety izay ho mafy hiandry anao
Efa niova hono izy ve ?
Sa mbola ohatr’iny ihany ?
Mbola dkwapgn zatra ireo fomba fanao hatrizay ela izay ?
Firifiry ireo fay aman-taona ohatra ahy
Ataony inona aho gltwwx ?
Lazao amiko ny momba azy
Lazao izay rehetra tiany
Sy izay mba maminy
Mbola tiany ihany ve ireo vazivazy?
Izy aloha dia mora fantatra avy hatrany
Tena kanto aoka izany
Tia ny harena , ny rendrarendra ,
Ny fiainana , ny vola ,
Lapasoa iainana
Ref mpphzy Tena soa tena meva izy izay
tononkira.serasera.org Tsy ho lefitry ny fo
Aleoko izy ho any
Tena soa tena meva izy izay
Tsy lefitry ny fo
Naleoko izy ho any
Izaho aloha dia tsy naharaka ny sitra-pony
Asa maro tsy maintsy tontosaina
Naleony ary niala tsy nomeny ahy ny fony
Tsy omeko tsiny izy
Azy no misaina
Ianao izay mifankahita aminy
Dia efa amboary dieny izao ny fo
Hiatrika ireo rehetra mety izay ho mafy hiandry anao
Efa niova hono izy ve ?
Sa mbola ohatr’iny ihany ?
Mbola dkwapgn zatra ireo fomba fanao hatrizay ela izay ?
Firifiry ireo fay aman-taona ohatra ahy
Ataony inona aho gltwwx ?
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tovo J'HayVangy : 8535
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 21/09/2002 10:16
