Ranomason'ankizy (Lalatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fony aho mbola ankizy
Tsaroiko tsara ny toetrako
Fa isaky ny tononkira.serasera.org bedy aho manganoano ny masoko
Indraindray aho miady kely any am-pilalaovana
Ny ranomasoko ny ahy no hany fiarovana.
Angamba tsy izaho ihany no niaina izany
Fa na zaklmwdn izaho na ianareo samy nandalo teo,
Lalam-piainana!
Angamba tsy izaho ihany no niaina izany.
....
Ankehitriny fanaoko jjwizj ihany ny toy izany
Rehefa sendra ditsoka tsy maintsy mitomany
Fa tsy eny am-pilalaovana no tena be ny olana a ah!
Ny ranomasoko ny ahy vokatry ny fitiavako.
Angamba tsy izaho ihany no niaina izany
Fa na izaho na ianareo samy nandalo xjvy teo,

*Angamba tsy izaho ihany no niaina izany
Fa na izaho na ianareo samy nandalo teo, (x4
Angamba tsy izaho ihany no niaina izany
Fa na izaho na ianareo samy nandalo teo,

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : LalatianaVangy : 7827
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : rajy
Daty : 17/09/2009 15:03